Entrée |
sery
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Aretina mahatsentsintsentsina ny orona, dia mahabe ranon-delo (vaky ny sery) ary saika matetika miafara amin' ny kohaka [1.1]
|
Explications en anglais | A cold in the head [1.7]
|
Explications en français | Rhume [1.54]
|
| Rhume de cerveau [1.8]
|
Vocabulaire |
Exemples |
1 | Mararin' ny sery aho, tompokolahy.
[1.437]
|
2 | Izaho koa moa salama be izao, na izany sery sy kohaka izany aza tsy mba mpahazo ahy.
[2.4]
|
|
|
Entrée |
sery
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Taisaka]
mpandihy
[1.78]
|
|