Entrée | saronana (sarona) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Asiana sarona na rakotra: Sarony ny vary sao mangatsiaka Asiana lamba na zavatra hafa mba hanakonana azy: Mbola saronana aloha ny mpanao fampitaha vao aseho ho hitan' ny be sy ny maro Tsy avela hiseho, afenina: Aza saronana ny tsara ataon' ny olona Hodidinina: Nosaronan' ny miaramila ny fahavalo ka tratra [1.1] | |||||||||
To be covered [1.7] | |||||||||
Qu'on couvre [1.8] | |||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |