| Entrée |
sakoitra
|
| Partie du discours | nom
|
| | Karazana kankana mivelona ao anaty tsinain' ny biby lehibebe sy ny olombelona; misy karazana roa ny sakoitra: ireo avy amin' ny hen' omby ary ireo avy amin' ny henan-kisoa; mety hahatratra valo metatra ny halavan' ny sakoitra ary mety hiteraka aretina amin' ny lalankanina na mamely ny hozatra. [1.1]
|
| | Karazan-kankana miaina amin'ny tsinain' olombelona sy ny biby sasany [1.13]
|
| | The tenia worm [1.7]
|
| | Ténia [1.54, 1.8]
|
| | Ver intestinal, tricocéphale, ténia [1.13]
|
| Vocabulaire |
| Exemples | Raha ondry, dia maty ny sakoitra, manehitra tambodiny dia maty;
[2.48]
|
| Dérivés |
| Synonymes | |
| Analogues |
kankana ~
viky |
|