Entrée | rondro | |
Partie du discours | nom | |
Zavamaneno kilalaon' ankizy tanala izay tsotra dia tsotra: tapa-kazo fisaka apetraka eo ambony laona ka velezina amin' ny fipehana hazo anankiroa [1.1] | ||
Vocabulaire | ~ | |
Entrée | rondro | |
Partie du discours | nom | |
[Sihanaka] rahona [1.78] | ||
Entrée | rondro | |
Partie du discours | nom | |
[Betsimisaraka Avaratra] (Probablement de rondro : enflure, boursouflure du visage ?). Rinorea angustifolia (Thouars) Baill.. (Violaceae). D'après Tata, Réserves Naturelles 4443. [1.196] | ||
Vocabulaire | ||
Nom scientifique | Rinorea angustifolia | |
Mis à jour le 2025/04/28 |
![]() |