Entrée |
rohy
|
Partie du discours | nom
|
| [Sihanaka]
Tady, kofehy [1.78]
|
| Famatorana amin' ny tady, fanagiazana amin' ny kofehy: Ataovy rohy foza izay mpangalatra tratra Fatotra: Ratsy rohy angamba ilay omby matoa afa-nandositra [1.1]
|
| A cord used for binding [1.7]
|
| Attache, lien [1.8]
|
Exemples | Ny rohy dia fisamborana omby masiaka amin' ny tadivavarana.
[2.643]
|
Dérivés |
|
Entrée |
rohy
|
Partie du discours | nom
|
| [Taisaka]
Omby voafatotra mba hoterena [1.78]
|
| [Tsimihety]
Zanak' omby sarahina amin-dreniny mandritra ny alina mba hahazoana mitery ny reniny ny ampitso [1.1]
|
|
Entrée |
ROHY
|
Partie du discours | nom (acronyme)
|
| Rindran' ny Olom-pirenena Hiarovana ny Iaraha-manana [3.1]
|
|