Entrée | rohizana (rohy) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Fatorana amin' ny mahazaka: Rohizo io lakana io fa sao lasan' ny rano (omby) Samborina amin' ny fanipazana tady eny amin' ny tandrony na eny amin' ny tongony: Norohizan-dRakoto ny ombiny Tanana, hazonina: Tandremo ny teny atao fa sao rohizan' ny olona amin' ny vavanao ianao [1.1] | |||||||||
To be bound with a cord [1.7] | |||||||||
Qu'on lie [1.8] | |||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |