Entrée | razana | ||||||
Partie du discours | nom | ||||||
Ny ray aman-dreny niaviana fahagola: Tany nitsembohan' ny razana itony ka tsy havelako ho lava volo Ny faty: Mandritra ny telo na efatra andro ijanonan' ny razana ao an-tanàna, indrindra amin' ny alina, dia manjaka ny tabataba, ny osika, ny dihy, ny tsikirepoka. [1.1] | |||||||
An ancestor [1.7] | |||||||
Les ancêtres, les aïeux [1.3] | |||||||
Ancêtres [1.54] | |||||||
Ancêtre [1.8] | |||||||
Vocabulaire | |||||||
Exemples |
| ||||||
Morphologie |
| ||||||
Article | Randzavola: razana ao amin' ny Baiboly | ||||||
Entrée | razaña | ||||||
Partie du discours | nom | ||||||
[Tambahoaka] Zaran' antsy, ets. [1.78] | |||||||
Mis à jour le 2024/08/15 |
![]() |