Entrée | rantsan-tanana | ||||
Partie du discours | nom | ||||
Mots élémentaires | rantsana, tanana | ||||
[ rantsantanana ] Anarana ilazana ireo fisandrahaky ny tanana dimy, izay ampiasain' ny olombelona amin' ny fandraisan-javatra, dia ny ankibe, ny fanondro, ny fanondroadala, ny manarapoana ary ny ankikely Ireo rantsana folo amin' ny tanana [1.1] | |||||
The fingers [1.2, 1.7] | |||||
Les doigts [1.8] | |||||
Doigt [1.13] | |||||
Vocabulaire | |||||
Exemples |
| ||||
Analogues | rantsan-tongotra | ||||
Mis à jour le 2024/10/30 |
![]() |