|
|
|
|

Entrée ranonorana
Partie du discours nom
Mots élémentaires rano, orana
 Rahona mihantona eny amin' ny rivotra manodidina ny tany izay tonga rano ka milatsaka mitaika ety ambonin' ny tany [1.1]
 Rain. [mal. Ujan; polyn. Na.]. Compare erika [1.2]
 Rain [1.7]
 Pluie, eau de pluie [1.8]
Vocabulaire 
Exemples 
1zavona ve sa ranonorana? [2.131]
2- tsy tanteraky ny hatsiaka mamely sy ny ranonorana mety hifafy, ny efitra moa voafanan' ny jiro sy ny afo ao aminy rahateo. [2.470]
Synonymes orana
Article 

Mis à jour le 2023/09/21