| Entrée | ranao | |
| Partie du discours | nom | |
| Synonymes régionaux | ranao, ranaotra, rañaotse, rañaotsy, reninjanaky, renizanaky, zaobavy | |
| Zaobavy [1.476] | ||
| [Provincial] A word for zaobavy [1.2] | ||
| Vocabulaire | ||
| Entrée | ranao | |
| Partie du discours | nom ra et pronom | |
| Your blood [3.1] | ||
| Ton sang, votre sang [3.1] | ||
| Exemples | Mba ra malagasy ihany anefa ny ranao, ry Ikotofetsy, ka dia sahy mandroso ny Malagasy mpiray tanindrazana aminao hopotehin' ny balan' ny mitrailleuses gouvernementales, toy izao!
[2.285] | |
| Mis à jour le 2024/09/02 |
|