|
|
|
|

Entrée raindahiny
Partie du discours nom
Mots élémentaires ray, lahy
Explications en malgache Enti-milaza olona kalazalahy amin' ny zavatra iray
Mitovy hevitra: ampingaloha ~ ela nihetezana ~ goaika antitra ~ kalazalahy ~ main-dambana ~ maintimolaly ~ mena vazana ~ ombalahy be vozona ~ sifotra antitra ~ za-draharaha ~ zanak' omby tsy ampianarin-domano [1.1]
Explications en anglais Famous for what he does (often derogatory) [1.7]
Explications en français Qui a déjà un certain âge, expérimenté [1.8]
Exemples Fa inona moa no tena mba itiavanao io jiolahy raindahiny be tombokavatsa, tapa-tanana io [2.895]

Mis à jour le 2024/08/13