| Entrée | rafozana | |
| Partie du discours | nom | |
| Teny ilazana ny ray aman-drenin' ny vady, na izay olona heverina ho tokotokony ho izany, toy ny iray tampo aminy: Rafozan-dahy, rafozam-bavy. [1.1] | ||
| A parent or parent in law [1.7] | ||
| Beaux-parents [1.54] | ||
| Beau-parent [1.8] | ||
| Vocabulaire | ||
| Exemples | —Ny mananetiny nomeny ny rafozana, fa izy no hazo namoa soa, fa nahitana ny vady.
[2.293] | |
| Dérivés |
| |
| Mis à jour le 2023/06/05 |
|