| Entrée | pasoka | |
| Partie du discours | nom | |
| Fanalamana, fanalana ny ketronketrona amin' ny fitafiana amin' ny alalan' ny vy nohafanaina ka asosa ary tsindriana eo amboniny [1.1] | ||
| Smoothness, sleekness. See kasoka, kasika, safo [1.2] | ||
| Acton de polir, de lisser, de repasser du linge Action de bien limer un discours [1.3] | ||
| Dérivés |
| |
| Mis à jour le 2015/12/24 |
|