Entrée | mipasoka (pasoka) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Mandama, mandambolambo, manindry amin' ny vy hafanaina: Maika izy fa mbola hipasoka ny akanjo hoentiny rahampitso alahady Voalama, voatsindrin' ny vy nohafanaina: Mitondra akanjo tsy mipasoka Mandrindra tsara: Loza iny raha hipasopaso-teny [1.1] | |||||||||
To smooth; to iron; to palliate. The reduplicated forms of the above are used with the same meanings [1.2] | |||||||||
To iron clothing [1.7] | |||||||||
Repasser le linge [1.8] | |||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |