Entrée | osy | |
Partie du discours | nom | |
Biby fiompy, fianakaviam-ben' ny biby mandinika milantsi-tandroka ary somorina, nahatongany fitenenana hoe "Tay ny osivavy somorina; ny lova tamindray tsy avala ary ny hetra tamin-dreny tsy diso"; bengy [1.1] | ||
A goat (Capra hircus) [1.2] | ||
A goat [1.7] | ||
Bouc [1.54] | ||
Chèvre [1.3, 1.8] | ||
Vocabulaire | ||
Nom scientifique | Capra hircus | |
Exemples | Tsy manampy firy amin'ny fivelomana ireo biby ireo, afa-tsy ny osy izay manome ronono sy ny akoho manatody angaha.
[2.606] | |
Article | Randzavola: osy ao amin' ny Baiboly | |
Mis à jour le 2023/09/15 |
![]() |