Entrée |
olombelona
|
Partie du discours | nom
|
Mots élémentaires | olona,
velona |
| Zavamananaina azo atoko ara-toe-batana ho anisan' ny biby mampinono, nefa kosa miavaka amin' ny biby noho ny fananany atidoha lehibe, ny fahazoany mijoro, ny fahafahan' ny tanany mandray zavatra, ary indrindra ny fahaizany miteny sy ny fananany sain amam-panahy: Olombelona ihany aho fa tsy anjely ka mba tezitra Fitambaran' ny olona miaina rehetra: Hotsaroana mandrakizay ny anaran' ireo mpana soa ny olombelona [1.1]
|
| A mortal man; mankind [1.7]
|
| Homme mortel; l'humanité en général [1.8]
|
| être humain [1.5]
|
Exemples |
1 | Koa mba avoty aho re Rafosafa maty, hoy ny olombelona.
[1.508]
|
2 | Mampieritreritra tokoa ny fahaizan' ity olombelona ity!
[2.332]
|
|
Article |
|
Entrée |
Olombelona
|
Partie du discours | nom propre (titre de livre)
|
Sous-titre | essai sur l 'existence personnelle et collective à Madagascar. |
Auteur | Dubois Robert |
Editions | 1978. L'Harmattan. Pages: 157.
|
Tableaux et planches | Tous les titres
|
|