| Entrée | olo-marina | |
| Partie du discours | locution | |
| Mots élémentaires | olona, marina | |
| Olona tsara toetra, indrindra eo amin' ny fanaovana ny marina sy ny hitsiny [1.1] | ||
| Exemples | Voahirana, hoy i Dolfa, mifona aminao aho, hay olomarina i Fandrava, ary rainao izy
[2.895] | |
| Mis à jour le 2023/05/15 |
|