Entrée |
oksizenina > oksizena
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Karazana gazy hita betsaka indrindra eo amin' ny zavaboary, izay mandoro ka miteraka hafanana; ny oksizena dia ilain' ny zavamananaina amin' ny fiainany fa mandoro ny loto ao amin' ny rany (ampahadimin' ny rivotra amin' ny atmosfera ny oksizena) [1.1]
|
| [ oksizenina ] Singa simika [1.13]
|
Explications en français | [ oksizenina ] Oxygène [1.13]
|
Origine | Explications en français: oxygène.
|
Autres orthographes |
Analogues |
O |
Tableaux et planches |
|
|