|
|
|
|

Entrée na aiza na aiza
Partie du discours locution
Mots élémentaires na, aiza
Explications en anglais Wheresoever [1.2]
Explications en français Partout: Na aiza na aiza ny olona samy manao izany fomba izany (Cette coutume se trouve partout; cet usage est universel) [1.3]
Exemples 
1Na aiza na aiza eto Madagasikara dia ahitana ahy [2.117]
2Tsy mivadika Ikemba, hanaraka anao na aiza na aiza [2.499]
3Mba ho olom-banona mandrakariva, na aiza na aiza hisy anareo [2.270]
4Na aiza na aiza honenanareo, aza mihinana sabora na rà akory [2.996]
5Deraina amin' ny hafaingan-tsainy ny Malagasy, na aiza na aiza alehany [2.285]

Mis à jour le 2023/08/11