Entrée | mpanjenjena (zenjena) | ||||
Partie du discours | nom | ||||
Explications en malgache | [1.1] | ||||
Olona mandehandeha foana tsy manana anton-dia, mirenireny tsy misy fotony. Olom-poana mizedazeda, hoy ny tavaratra. [2.643] | |||||
Explications en français | Celui qui va çà et là [1.3] | ||||
Exemples |
| ||||
Synonymes | mpijenjena | ||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |