1 | Nanafatra mpahay taozavatra tany Englanda Radama.
[2.113]
|
2 | Ao ambadik' izy ireo ao ny mpahay mitantana ny fiainana.
[2.245]
|
3 | Malaza ho mpahay taozavatra momba ny tenona mantsy ilay izy.
[2.117]
|
4 | Mamadika ny fahalalana voaangona ho fiasana sy fitaovana ny mpahay tao.
[2.445]
|