|
|
|
|

Entrée mosavinkena
Partie du discours nom
Mots élémentaires mosavy, hena
 Organa toy ny fonon' ireo fantsona madinika maro ikorianan' ny ra fotsy eran' ny tena ka mihazona ireo bibikelin' aretina ary miady aminy. (Ny misy ny mosavinkena dia eny antenatenan' ireny fantsona ireny, indrindra eo amin' ny manandrify ny famavany sy ny fileferana: leferan-dranjo, tata, helika, vozona) [1.1]
 [ mosavin-kena ] A kernel in beef [1.2]
 [ mosavin-kena ] Glande des boeufs [1.3]
 Il est curieux de constater qu'on appelle mosavinkena (« sortilège de la viande »), certaines glandes endocrines des animaux qu'on pense pouvoir provoquer des désordres physiologiques, notamment le pancréas, les glandes surrénales et le thymus. [1.196]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2023/05/20