Entrée |
morona
|
Partie du discours | nom
|
| Sisina (rano, lalana, tevana...): Aza manaraka ny moron-tevana raha sarotim-panina ~ Nipetraka teo amoron-dalana ilay mahantra (ny amin' ny "amorona" eto dia tsy misy hafa amin' ny an amin' ny "an-tsisin-dalana, ohatra, saingy natao a amin' izy eo alohan' ny mary nosoratana nakambana amin' ny morona koa). [1.1]
|
| The border, the brink, the edge [1.7]
|
| Le bord [1.8]
|
| Bord, côte, rivage [1.196]
|
Exemples |
1 | Soa ihany fa efa tsy lavitra intsony ny morona.
[2.442]
|
2 | Manga ngalingaly ny rano, manga matsora ny lanitra, maitso mavana ny morona.
[2.499]
|
3 | Azon' ny olona hiampitana manasa-dranjo Ikopa ary zary fasika mitomandavana avokoa ny morona.
[2.470]
|
|
Dérivés |
|
Entrée |
morona
|
Partie du discours | nom
|
| [Mahafaly, Tandroy]
(probablement une déformation de morama).
Sorghum roxburghii Stapf (Poaceae). Introduite de l'Inde méridionale, ou de la côte orientale d'Afrique où elle est cultivée depuis longtemps.
Fournit un grain comestible. Très résistante à la sécheresse.
[1.196]
|
Vocabulaire |
Nom scientifique | Sorghum roxburghii |
|