| Entrée | amorona (morona) | ||
| Partie du discours | adverbe | ||
| Eny amin' ny sisiny; manaraka ny morona na ny sisiny: Aza mijorojoro eny amoron-dalana [1.1] | |||
| At the edge [1.7] | |||
| Au bord, sur le bord [1.3, 1.8] | |||
| Exemples | Manasa lamba eny amorona eny ny mponina ambanivohitra, ahatsapana ny fiarahan' ny mpianakavy sy ny fiahiana tonkatrano.
[2.470] | ||
| Morphologie |
| ||
| Mis à jour le 2023/05/16 |
|