Entrée |
monina
(onina)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mitoetra, mitomoetra, mipetraka: Monina any Antsirabe izy Mijanona ela, mijanona maharitra: Tandremo sao monina any an-tsena any ise Tsy mandeha fa mihandrona (rano): Misy rano monina ao an-tokotaniny ka izany no maha be moka ao aminy
[1.1]
|
Explications en anglais | To dwell, to reside, to inhabit. Used of a place but not of a house. [1.2]
|
| To reside, to dwell [1.7]
|
Explications en français | Résider, habiter [1.8]
|
Exemples |
1 | Tamin' izaho nandalo tao Dar-Es-Salam, dia nahamarika fa maro ny Ajojo monina ao
[2.471]
|
2 | ka raha monina ao, dia laniko vady aman-janaka
[2.48]
|
|
Morphologie |
Présent : |
monina |
Passé : |
nonina |
Futur : |
honina |
Impératif : |
monèna |
|
|