| Entrée |
mitsiratsiraka
(tsiratsiraka (tsiraka))
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Misy tsirany na kirany: Mitsiratsiraka mahafinaritra ireto voninkazo ireto Be hozatra mivanditra: Aza mividy hena mitsiratsiraka fa manahirana ny mitoto azy amin' ny fitotoan-kena Misaratsaraka tsara fa tsy mitambatambatra, mifatsifatsy: Mitsiratsiraka tsara lahy izany vary izany [1.1]
|
| | Avoir des nervures nombreuses et bien visibles (en parlant d'une feuille) [1.196]
|
| Morphologie |
| Présent : |
mitsiratsiraka |
| Passé : |
nitsiratsiraka |
| Futur : |
hitsiratsiraka |
|
| Synonymes | |
|