| Entrée | mitsiraka (tsiraka) | ||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||
| Misy tsirany na kirany: Mitsiraka mahafinaritra ireto voninkazo ireto Be hozatra mivanditra: Aza mividy hena mitsiraka fa manahirana ny mitoto azy amin' ny fitotoan-kena Misaratsaraka tsara fa tsy mitambatambatra, mifatsifatsy: Mitsiraka tsara lahy izany vary izany [1.1] | |||||||
| Morphologie |
| ||||||
| Synonymes | mitsiratsiraka | ||||||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|