| Entrée | mitsingina (tsingina) | ||||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||||
| Mandray amin' ny loha rantsana, mikasika kely foana: Nananosarotra erỳ izy nitsingina ilay mosara, fa naloto, hono Maka izay voafihina amin' ny loha rantsana, maka pitiny kely foana: Asio sira indroa mitsingina ity salady ity Manendry kely foana amin' ny hanina; miangolangola erỳ rehefa mihinana ka zara raha maka kely amin' izay sakafo aroso eo anoloany (endrika verindroa no ampiasana azy matetika amin' ity hevitra ity): Mitsingintsingina Rasoa rehefa mihinana [1.1] | |||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Entrée | mitsingìna (tsingina) | ||||||||
| Partie du discours | impératif du verbe actif mitsingina | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| Mis à jour le 2013/05/29 |
|