| Entrée | mitsimpona (tsimpona) | ||||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||||
| Maka tsirairay: Mitsimpona ny voambary latsaka ny voromailala Mifantina ka maka tsirairay fa tsy manao fao-be: Mitsimpona izay mpianatra mahay mba halefa handranto fianarana any am-pita ny mpampianatra [1.1] | |||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Entrée | mitsimpòna (tsimpona) | ||||||||
| Partie du discours | impératif du verbe actif mitsimpona | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Mis à jour le 2023/08/11 |
|