| Entrée | mitsimoka (tsimoka) | ||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||
| Maniry tsimoka: Mitsimoka daholo ny hazo fa lohataona tokoa ny andro Vaky vazana: Mitsimoka sahady ny tsaramaso namboleko herinandro [1.1] | |||||||
| Mitsiry [1.13] | |||||||
| Bourgeonner, germer [1.13] | |||||||
| Vocabulaire | |||||||
| Exemples | Rahefa vonto rano andro vitsivitsy ny akotry ka manomboka mitsimoka, izay vao aparitaka:
[2.472] | ||||||
| Morphologie |
| ||||||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|