| Entrée |
mitsatsaingona
(tsatsaingona)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Miteny nefa mbola misy hafa miteny, manapaka tenin' olona mbola miteny: Notezeran-drainy Ikoto fa nitsatsaingona niteny raha mbola tsy vita akory ny teniny Misalovana ny raharahan' ny hafa [1.1]
|
| | Couper la parole à quelqu'un, l’interrompre S’occuper des affaires d'autrui [1.3]
|
| Morphologie |
| Présent : |
mitsatsaingona |
| Passé : |
nitsatsaingona |
| Futur : |
hitsatsaingona |
| Impératif : |
mitsatsaingòna |
|
| Autres orthographes |
|
| Entrée |
mitsatsaingòna
(tsatsaingona)
|
| Partie du discours | impératif du verbe actif mitsatsaingona
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
| Autres orthographes |
|