| Entrée | mitovy (tovy) | ||||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||||
| Mifanabaka, mifandraika, mifanaraka ny endrika na ny habe: Mitovy izy mirahalahy ireo Sahala, saingy misy maha-samy hafa azy kely ihany ireo teny roa ireo: ny "Sahala" dia enti-milaza indrindra fitoviam-bidy, lanja: Sahala ny anjaran' izy mirahalahy, fa ny "Mitovy" kosa dia fifanahafan' endrika na bika indrindra: Mitovy ny tarehin' izy mirahalahy. [1.1] | |||||||||
| Karaha, sahala; mifanaraka [1.13] | |||||||||
| Pareil; conforme [1.13] | |||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Mis à jour le 2023/05/31 |
|