| Entrée | mifandanja (lanja) | |
| Partie du discours | adjectif | |
| Mitovy lanja: Mifandanja ny havesatr' ireto boky ireto Mifanentana: Mifandanja amin' ny harenany ny fahalalahan-tanany ~ Mifandanja amin-dRazazalahy tokoa Razazavavy [1.1] | ||
| Proportionnel. [1.13] | ||
| Exemples | raha manao fofonaina mifanerana hianao / mba manao fitia mifandanja aho.
[2.131] | |
| Mis à jour le 2023/08/11 |
|