| Entrée |
mitatitra
(tatitra)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Mitondra, mitaona zavatra imbetsaka miverimberina: Indimy nitatitra ilay sarety veto nahataona ireo vato novidinay Mitondra (teny): Rabe no nitatitra izany teny izany tamin' ireo iray tampo aminy [1.1]
|
| Exemples |
| 1 | Sasatra ireo mpanao raharaha miloloha hena an-koveta sy mitatitra vary masaka an-tsobika.
[2.470]
|
| 2 | Raha mitatitra entana eo anelanelan' i Toamasina sy Maroantsetra aho, dia tsy hahazo izay tokony ho azoko ve?
[2.471]
|
|
| Morphologie |
| Présent : |
mitatitra |
| Passé : |
nitatitra |
| Futur : |
hitatitra |
| Impératif : |
mitatera |
|
|