| Entrée |
mitaha
(taha)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Milahatra miaraka amin' ny hafa mba hahitana izay tsara amin' izy ireo: Latsaka ambany itsy trano itsy raha mitaha amin' ity (mitovy amin' ny Miolotra) Mahazo na mandray onitra noho ny fakan' ny lehilahy rafy na vady hafa [1.1]
|
| | To be compared, to compare oneself [1.7]
|
| | être comparé avec un autre; se mesurer avec quelqu'un [1.8]
|
| Vocabulaire |
| Morphologie |
| Présent : |
mitaha |
| Passé : |
nitaha |
| Futur : |
hitaha |
| Impératif : |
mitahà |
|
|
| Entrée |
mitaha
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | [Tanosy]
mitady
[1.78]
|
|
| Entrée |
mitaha
(taha)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | [Bara, Tambahoaka]
mitsabo
[1.78]
|
| | [Sihanaka, Taisaka]
Mitsabo marary [1.78]
|
| Vocabulaire |
|
| Entrée |
mitahà
(taha)
|
| Partie du discours | impératif du verbe actif mitaha
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|