Entrée | misosa (sosa) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Explications en malgache | Mizotra tsy miato: Nisosa ny fianarany ka tsy niato raha tsy tany amin' ny tanjon' ny bakalorea Mandeha milamina tsy misy misakantsakana na manelingelina: Misosa ny fiainana raha misy vola, hoy ireo tsy mihevitra afa-tsy ny ara-nofo Mikorisa amin-javatra malama: Nahahitsaka hoditr' akondro aho teo an-tokonana ka avy hatrany dia nisosa terỳ an-tokotany Misononoka eo ambony rano: Nisosa ny lakana nitondra anay fa nitsoka malefaka ny rivotra [1.1] | ||||||||
Exemples | Misosa amboniny eny kosa ny zahatra andiany dimy aman' enina, mitondra hazo fisaka hamidy eny Isotry.
[2.470] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Entrée | misosà (sosa) | ||||||||
Partie du discours | impératif du verbe actif misosa | ||||||||
Explications en malgache | [1.1] | ||||||||
Explications en français | [1.3] | ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |