| Entrée |
misorona
(sorona)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Manao sorona: Nisorona ny ondriny tsara indrindra i Abela [1.1]
|
| Morphologie |
| Présent : |
misorona |
| Passé : |
nisorona |
| Futur : |
hisorona |
| Impératif : |
misoròna |
|
|
| Entrée |
misorona
(sorona)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Mikarakara ny firehetan' ny afo amin' ny fandrosoana kitay ao am-patana: Misorona afo [1.1]
|
| Exemples | Raha niresaka toy izany ny rainy sy ny ankizy, Ramatoa Rasoa kosa etsy an' efitra atsilo misy tohatra, misorona afo amin' ny fiketrehana ny nahandro.
[2.470]
|
| Morphologie |
| Présent : |
misorona |
| Passé : |
nisorona |
| Futur : |
hisorona |
| Impératif : |
misoròna |
|
|
| Entrée |
misorona
(sorona)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Manafina na tsy milaza raha tahiny ka misy kilema mahavoa ny namana nefa tsy hitany noho ny fahamenarana: Aza misorona, tompoko, raha misy toetra tsy mahomby hitanao amin' ny zanako any am-pianarana [1.1]
|
| | To be discreet [1.7]
|
| | être discret, réservé, se taire par timidité, par honte, par condescendance [1.3]
|
| | être discret [1.8]
|
| Morphologie |
| Présent : |
misorona |
| Passé : |
nisorona |
| Futur : |
hisorona |
| Impératif : |
misoròna |
|
|
| Entrée |
misoroña
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | [Tambahoaka]
Mivavaka [1.78]
|
| | [Tanosy]
Mangataka, mivavaka [1.78]
|
|
| Entrée |
misoròna
(sorona)
|
| Partie du discours | impératif du verbe actif misorona
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|