Entrée | misononoka (sononoka) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Explications en malgache | Mandeha moramora misosa tsy misy manelingelina, misosa miadana toa lakana ambony rano tony: Nisononòka tsara ny fiondranako Mizotra tsara amim-pilaminana sy fifaliana: Misononoka ny fiainan' io fianakaviana io [1.1] | ||||||||
Exemples | Irony rano eny an-tampon'Ankaratra tazanin-davitra mamirapiratra hatonina akaiky misononoka fandeha voromanga voatora-defona ka tsy mijanona tsy any Itasy [2.131] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |