| Entrée |
misinda
(sinda)
|
| Partie du discours | adjectif
|
| | (teny tranainy) Mibilaka, mivena, misilaka [1.1]
|
|
| Entrée |
misinda
(sinda)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Mihataka, miala, manalavitra: Nisinda teo anatrehanao izy raha vao nilazako izany. / Ao (anatin' ny fo) ny nofy novolavolaina -- izay nisinda nalaky, tsy hita -- Ao no rendrika ilay nantenaina -- ilay sambo nataoko ho tafita (J.J. Rabearivelo) Misava: Efa nisinda ny zavona [1.1]
|
| Morphologie |
| Présent : |
misinda |
| Passé : |
nisinda |
| Futur : |
hisinda |
| Impératif : |
misindà |
|
|
| Entrée |
misindà
(sinda)
|
| Partie du discours | impératif du verbe actif misinda
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|