| Entrée | misesy (sesy) | ||||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||||
| Mifandimby tsy an-kijanona: Misesy foana ny olona maka fanafody ato izany Mitohy tsy tapaka: Misesy loatra ny asa ka vizana aho Isanisany avy, tsirairay avy: Lafoko dimampolo amby zato misesy ireo bitro foio nentiko tany an-tsena [1.1] | |||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|