| Entrée | sesilany | |
| Partie du discours | nom ou adjectif | |
| Mots élémentaires | sesy, lany | |
| Fitohitohizan-javatra tsy an-kiato, tsy an-kijanona Tsy an-kijanona, tsy miato: Loza izay fahoriana sesilany nihatra tamin' io fianakaviana io izay! Mitohy tsy misy elanelany [1.1] | ||
| Succession non interrompue, continuité Ininterrompu [1.3] | ||
| Mis à jour le 2023/10/02 |
|