| Entrée |
misandratra
(sandratra)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Miakatra, mianika amin' ny toerana avo, misondrotra, misavoana: Misandratra eny amin' ny habakabaka ny papangohazo Miakatra amin' ny kilasy na voninahitra na haja ambony: Nisandratra kosa tato ho ato ny mpilalao baolin' i Madagasikara [1.1]
|
| | To rise; to be promoted [1.7]
|
| | S'élever; être promu en grade ou en dignité; cf. misondrotra
[1.8]
|
| Exemples |
| 1 | mba hisandratra ny aina!
[2.48]
|
| 2 | fa na intelo misandratra aza ny avoko ka intelo tsinana ny Alahamady ny fitia aza mba atao lany
[2.131]
|
|
| Morphologie |
| Présent : |
misandratra |
| Passé : |
nisandratra |
| Futur : |
hisandratra |
| Impératif : |
misandrata |
|
|