| Entrée |
misampana
(sampana)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Misy rantsana, mirantsana: Etsy alohaloha etsy dia misampana roa ny lalana ka ny havia no mankany an-tsena Misahana: Misampana amin' ny raharaha maro izy ka sahirana Misalasala: Misampana ny saiko: na handeha na hijanona [1.1]
|
| Exemples | Foto-boaloboka misampana maro no mananika ny trano, manalokaloka azy tsy hahazo hazavana be loatra avy ety ivelany.
[2.470]
|
| Morphologie |
| Présent : |
misampana |
| Passé : |
nisampana |
| Futur : |
hisampana |
| Impératif : |
misampàna |
|
|
| Entrée |
misampàna
(sampana)
|
| Partie du discours | impératif du verbe actif misampana
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|