| Entrée | misakobona (sakobona) | ||||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||||
| Mirakotra lamba tsy misy miseho ny tenany: Misakobona ao anaty bodofotsy ny ankizy rehefa ririnina Miafina ao anaty lamba: Ikoto io misakobona ao anaty lamba io [1.1] | |||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Entrée | misakobòna (sakobona (kobona)) | ||||||||
| Partie du discours | impératif du verbe actif misakobona | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|