Entrée | miroky (roky) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Tsy miteny mahitsy, tsy manonona tsara [1.1] | |||||||||
To speak a dialect [1.7] | |||||||||
Parler dialecte, patois [1.8] | |||||||||
Exemples | Basivava tsy mahay mikabary Marovatana be tany tsy misy vokatra Avaradrano mirebareba tsy misalaka landy Ambodirano mirijarija tsy mihaingo Vakinisisaony be kibo tsy manavy Vonizongo be ohabolana miroky Vakinankaratra fa ny Voromahery ihany no lohany [2.131] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |