|
|
|
|

Entrée miritirity (ritirity)
Partie du discours verbe actif
 Mandeha miridiridy ary maika: Rehefa manao zavatra izy miritirity foana [1.1]
 To trot, to amble, to move the limbs excitedly [1.2]
 Marcher rapidement en tendant le corps et les nerfs, en se tenant raide [1.3]
Exemples 
1Tsiboboka ri-drano
saho-miritirity
fanao ny ratsy avo vava
[2.131]
2Papango didimaso
voro-miritirity
tsy mizaha tena
koa manenitra olona
hianao Ramatoa
[2.131]
Morphologie 
Présent : miritirity
Passé : niritirity
Futur : hiritirity
Impératif : miritiritia

Mis à jour le 2023/01/20