| Entrée |
miredona
(redona)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Maneno miaraka: Miredona ny konseritra Mihira na mikiakiaka mafy indray miaraka: Raha vao niditra ny mpampianatra, dia indray niredona niarahaba azy ny mpianatra [1.1]
|
| Vocabulaire |
| Exemples | Mitoka-toerana ny lehilahy sy ny vehivavy ary samy manandratra izay ho afany, na vavaka iaraha-manao izany na hira iaraha-miredona;
[2.470]
|
| Morphologie |
| Présent : |
miredona |
| Passé : |
niredona |
| Futur : |
hiredona |
| Impératif : |
miredòna |
|
|
| Entrée |
miredòna
(redona)
|
| Partie du discours | impératif du verbe actif miredona
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|