| Entrée | mirana | |
| Partie du discours | adjectif | |
| Falifaly ka hita amin' ny tarehy sariadriaka sy feno hehy izany:
Olona miran-dava io zazavavy io [1.1] | ||
| Happy, radiant, smiling [1.7] | ||
| Radieux [1.3, 1.8] | ||
| Content, enjoué, réveillé [1.3] | ||
| Heureux, souriant [1.8] | ||
| Exemples | Tarehy mirana sy dia maika hatrany no iarahana.
[2.470] | |
| Dérivés |
| |
| Synonymes | miramirana | |
| Mis à jour le 2023/10/19 |
|