| Entrée |
ravoravo
(ravo)
|
| Partie du discours | adjectif
|
| | Enti-milaza ny olona miseho ety ivelany ny hafaliany; miramirana. [1.1]
|
| | Exultant [1.2]
|
| | Joyous, happy [1.7]
|
| | Heureux, joyeux [1.8]
|
| Exemples |
| 1 | A, ravoravo olo jiaby : "Nahavita e, nahavita!
[2.150]
|
| 2 | Dia misaotra anao, ry Trimo, hoy ny Andriana ravoravo;
[2.1022]
|
|
| Dérivés |
| Synonymes | |
|
| Entrée |
ravoravo
(ravo)
|
| Partie du discours | nom
|
| | Tany fotsy fandalorana, izay fantatra koa amin' ny anarana hoe taniravo [1.1]
|
| | Terre blanche qui sert à blanchir les maisons [1.3]
|
| Dérivés |
| Synonymes | |
|
| Entrée |
ravoravo
|
| Partie du discours | nom
|
| | [Tanala]
Karazam-borona mpanaraka ny farimaso [1.78]
|
| Vocabulaire |
|