| Entrée | miraikiraiky (raikiraiky) | ||||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||||
| Varimbariana, misalasala be ihany, miadam-piasa Adaladala, mitahontahona [1.1] | |||||||||
| To lean from side to side, to trotter, to reel, to be confused. Comp. Raika [1.2] | |||||||||
| Exemples | Mpaniratsira ny divay, ary mpitabataba ny toaka, Koa izay miraikiraiky azon'izany dia tsy hendry.
[2.996] | ||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Mis à jour le 2023/01/05 |
|